Fitiavanao Ahy歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《Nebula》,下面是《Fitiavanao Ahy》完整版歌词!
Fitiavanao Ahy歌词完整版
Raha tojo ady sarotra, sendra olana
Dia iny Ianao tonga namangy ahy
Raha toa tomany koa, raha be ny alaheloko
Nofafanao ny ranomasoko
Dia tonga Ianao nijery ahy
Dia tonga Ianao nanoro ahy
Ny lalana tokony alehako
Fitiavanao ahy tsy lany ritra
Soa vitanao tsy voatanisa
Satria tianao aho
Raha sendra hakiviana, noho izao fiainana izao
Dia mahatoky aho fa eo anilanao
Raha toa tomany koa, raha be ny alaheloko
Nofafanao ny ranomasoko
Dia tonga Ianao nijery ahy
Dia tonga Ianao nanoro ahy
Ny lalana tokony alehako
Fitiavanao ahy tsy lany ritra
Soa vitanao tsy voatanisa
Satria tianao aho
Fa tsy mbola nahita aho
Fitiavana toy ny Anao
Fa tsara Ianao mpanavotra ahy
Fa mendrika Ianao
Fitiavanao ahy tsy lany ritra
Soa vitanao tsy voatanisa
Satria tianao aho
Fitiavanao ahy
Soa vitanao