Modia歌词由Ngita演唱,出自专辑《Mangina》,下面是《Modia》完整版歌词!
Modia歌词完整版
RERAKA AVY NIANATRA EE,HODY AN-TRANO FA HARIVA NY ANDRO O
MIRIMORIMO OO, FA MAMY NY MODY EE
VITA NY TONTOLO ANDRO ANDROANY, SASA MIANDRY NY ANY
AN-TRANO OO
MIRIMORIMO OO,FA MAMY NY MODY EE
RALILA RALILA RALILA RALIL'EEEE RALILA RALILA RALILA RALIL'EEEE
RALILA RALILA RALILA RALIL'EEEE
RALILA RALILA RALILA RALIL'EEEE
O RALILA HOA,O RALILA HOA,
ANDEHA ISIKA HODY EE,O RALILA
FA ALINA NY ANDRO OOO,O RALILA
BEDINY DADA EE,O RALILA
SAO BEDINY NENY EE,O RALILA
HOOOOOY,NDAO HODY
AVY NIANATRA TANY AMIN'NY TANY MAHAFINARITRA E
ASIVO FODIANA FA MBOLA TSY TARA E
MIRIMORIMO OO FA MAMY NY MODY EE
SAO MIMENIMENINA NY FIRENENA O
NY TONTOLO REHETRA TSY LAZAINA INTSONY E
MIRIMORIMO OO; FA MAMY NY MODY E
RALILA,RALILA,RALILA AA,RALILA EEE
RALILA,RALILA,RALILA , NDAO HODY EE
RALILA,RALILA,RALILA , NDAO HODY EE
O RALILA HOA,O RALILA HOA,ANDEHA ISIKA HODY EE.O RALILA
FA ALINA NY ANDRO,O RALILA
BEDINY DADA EE ,O RALILA
SAO BEDINY NENY EE,O RALILA
EEE,O RALILA
EEE,O RALILA
RALILA EE,EE O RALILA
AIZA I RALILA OO, O RALILA
AO GASIKARA EE, O RALILA
MIANDRY NY TARY EE,O RALILA
ANDEHA ISIKA HODY EEE, (O RALILA)
MODIA,MODIA RALILA EE ( O RALILA)
MIANDRY AKAMA EEE, ( O RALILA) ATSIKA AGNY RANGITA EE
(O RANGITA AA)