Menga agny歌词由Ngita演唱,出自专辑《Mangina》,下面是《Menga agny》完整版歌词!
Menga agny歌词完整版
MIALA AGNY AGNY ANAO OO,MANDRERAKA LOATRA EE
NILAOZANAO NAMANGA,FALAHELO NY ZAZA AA
NIZAKA ANAO AHAY TSY MAHAY,TSY AHOAKO
TSY AHOANAY TSY RAHARAHANAY EE,
MITENY ANAO AHAY TSY MAHAVITA EE
MIAKARA KOA LA TA HO HITA EE
IAHO IENDRY EEE
IE,IE,IE EEE
MENGA AGNY ANAO OOO ,MAHASOSOTRA LOATRA EE
TSARA KORAGNA AA,KAY LEHILAHY MAVOVAVA
TROTRAKY RENDRARENDRA
NISOTRAKY LATAGNY FA NAGNANTEGNA
IAHO VIAVY MAMELON-TEGNA EE
ALEO SAMY RAVA SOAVA DIA EE
IAHO IENDRY EEE
IE,IE,IE EEE
IE,IE,IE, EEE
SOAVADIA ARO ZALAHY E
IE,IE,IE EE
SOAVADIA ARO MANAFO OO
IE,IE,IE,EEE
MAHITA IZAY RAHA TADIAVINA EE
IE,IE,IE, EE
SOAVADIA KA MAHEREZA EEE
IE,IE,IE