笨鸟先飞
我们一直在努力
2025-01-10 18:59 | 星期五

Namana歌词-R. Mialy

Namana歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《Nebula》,下面是《Namana》完整版歌词!

Namana歌词

Namana歌词完整版

Tamin'izay andro izay

Dia nitanondrika aho

Nitanondrika aho fa irery

Nitanondrika aho fa very

Tsy nisy olona nijery aho

Nirenireny teny aho, irery aho

Tamin'izay andro izay

Dia nitanondrika aho

Nitanondrika aho fa irery

Nitanondrika aho fa very

Tsy nisy olona nijery aho

Nirenireny teny aho, irery aho

Dia iny Ianao fa tonga nampitraka ahy

Iny Ianao fa tonga nampahery ahy

Nilaza tamiko fa eo Ianao Jesoa

Iny Ianao fa tonga mba hamonjy ahy

Iny Ianao fa tonga mba hamafa ny ranomasoko

Teo amin'ilay famoizam-po

No tonga Ianao Jesoa

Dia natsotranao ny tananao mba ho fanomjena ahy

Ny fotoanako rehetra very tsy nahitako Anao

Hay Jesoa akaiky ombieny ombieny

Tsy mandao ahy Ianao

Teo amin'ilay famoizam-po

No tonga Ianao Jesoa

Dia natsotranao ny tananao mba ho fanomjena ahy

Ny fotoanako rehetra very tsy nahitako Anao

Hay Jesoa akaiky ombieny ombieny

Tsy mandao ahy Ianao

Dia iny Ianao fa tonga nampitraka ahy

Iny Ianao fa tonga nampahery ahy

Nilaza tamiko fa eo Ianao Jesoa

Iny Ianao fa tonga mba hamonjy ahy

Iny Ianao fa tonga mba hamafa ny ranomasoko

Ianao Jesoa ilay tsy nandao ahy

Tamin'ny ady saotra, olana mamay

Tanana ankavanako, ilay namonjy ahy

Ianao no aroko ho mandrakizay

Izy ilay namanao

Izy ilay tia anao

Jeso maty noho ny aminao

Satria Izy tia anao

Izy ilay namanao

Izy ilay tia anao

Jeso maty noho ny aminao

Satria Izy tia anao

Dia iny Ianao fa tonga mba hamonjy ahy

Iny Ianao fa tonga mba hamafa ny ranomasoko

Tamin'izay andro izay

Oh oh oh

未经允许不得转载 » 本文链接:http://www.benxiaoben.com/efa52VVA9BQpVUAID.html

相关推荐

  • Tsy Rehefa Mitomany Ihany歌词-R. Mialy

    Tsy Rehefa Mitomany Ihany歌词-R. Mialy

    Tsy Rehefa Mitomany Ihany歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《Tsy Rehefa Mitomany Ihany》,下面是《Tsy Rehefa Mitomany Ihany》完整版歌词! Tsy Rehefa Mitoman...

  • Eighteen歌词-R. Mialy

    Eighteen歌词-R. Mialy

    Eighteen歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《Eighteen》,下面是《Eighteen》完整版歌词! Eighteen歌词完整版 To the little girl I was beforeThank you for teach...

  • For God is with us歌词-R. Mialy

    For God is with us歌词-R. Mialy

    For God is with us歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《For God is with us》,下面是《For God is with us》完整版歌词! For God is with us歌词完整版 Dare to im...

  • Aza Manahy歌词-R. Mialy

    Aza Manahy歌词-R. Mialy

    Aza Manahy歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《Nebula》,下面是《Aza Manahy》完整版歌词! Aza Manahy歌词完整版 Teo ianao dia nidarabokaFa nisedra ady mamaySa...

  • 扁舟一叶歌词-Wychlove

    扁舟一叶歌词-Wychlove

    扁舟一叶歌词由Wychlove演唱,出自专辑《孤舟》,下面是《扁舟一叶》完整版歌词! 扁舟一叶歌词完整版 编曲:地下8英里混音:WychloveTry to goTry to knowTry t...

  • Ampy Izay歌词-R. Mialy

    Ampy Izay歌词-R. Mialy

    Ampy Izay歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《Nebula》,下面是《Ampy Izay》完整版歌词! Ampy Izay歌词完整版 Raha jereko ny lasakoDia toa ota nameno ahyRaha d...

  • Mandrosoa歌词-R. Mialy

    Mandrosoa歌词-R. Mialy

    Mandrosoa歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《Nebula》,下面是《Mandrosoa》完整版歌词! Mandrosoa歌词完整版 Maniry Anao ny fokoMangetaheta AnaoFa mila Anao J...

  • Anilanao歌词-R. Mialy

    Anilanao歌词-R. Mialy

    Anilanao歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《Nebula》,下面是《Anilanao》完整版歌词! Anilanao歌词完整版 Ny lasako rehetraDia nampisehonao tokoaFa Ianao ry T...