笨鸟先飞
我们一直在努力
2025-01-25 20:48 | 星期六

Anilanao歌词-R. Mialy

Anilanao歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《Nebula》,下面是《Anilanao》完整版歌词!

Anilanao歌词

Anilanao歌词完整版

Ny lasako rehetra

Dia nampisehonao tokoa

Fa Ianao ry Tompoko no teo akaikiko

Na taiza aho na taiza

Na oviana na oviana

Dia indro Ianao teo anilako

Fa hafa ihany ny eo anilanao

Tsy ory zava-tsoa fa eo Ianao

Anilanao, anilanao

Ny lasako rehetra

Dia nampisehonao tokoa

Fa Ianao ry Tompoko no teo akaikiko

Na taiza aho na taiza

Na oviana na oviana

Dia indro Ianao teo anilako

Fa hafa ihany ny eo anilanao

Tsy ory zava-tsoa fa eo Ianao

Anilanao, anilanao aho

Anilanao no mahatsara ahy

Anilanao tsy mampanahy

Satria Ianao mihazona ahy

Anilanao no mahatsara ahy

Anilanao tsy mampanahy

Satria Ianao mihazona ahy

Ny hoaviko rehetra

Dia antenaiko Anao tokoa

Fa Ianao Jesoa no eo anilako

Na ho aiza na ho aiza

Na oviana na oviana

Dia mahatoky aho fa eo anilanao

Fa hafa ihany ny eo anilanao

Tsy ory zava-tsoa fa eo Ianao

Anilanao, anilanao aho

Anilanao no mahatsara ahy

Anilanao tsy mampanahy

Satria Ianao mihazona ahy

Anilanao no mahatsara ahy

Anilanao tsy mampanahy

Satria Ianao mihazona ahy

Fa hafa ihany, tsy ory zava-tsoa fa eo Ianao

未经允许不得转载 » 本文链接:http://www.benxiaoben.com/efc0eVVA9BQpVUAIH.html

相关推荐

  • Tsy Rehefa Mitomany Ihany歌词-R. Mialy

    Tsy Rehefa Mitomany Ihany歌词-R. Mialy

    Tsy Rehefa Mitomany Ihany歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《Tsy Rehefa Mitomany Ihany》,下面是《Tsy Rehefa Mitomany Ihany》完整版歌词! Tsy Rehefa Mitoman...

  • Eighteen歌词-R. Mialy

    Eighteen歌词-R. Mialy

    Eighteen歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《Eighteen》,下面是《Eighteen》完整版歌词! Eighteen歌词完整版 To the little girl I was beforeThank you for teach...

  • For God is with us歌词-R. Mialy

    For God is with us歌词-R. Mialy

    For God is with us歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《For God is with us》,下面是《For God is with us》完整版歌词! For God is with us歌词完整版 Dare to im...

  • Aza Manahy歌词-R. Mialy

    Aza Manahy歌词-R. Mialy

    Aza Manahy歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《Nebula》,下面是《Aza Manahy》完整版歌词! Aza Manahy歌词完整版 Teo ianao dia nidarabokaFa nisedra ady mamaySa...

  • Diovy Aho歌词-R. Mialy

    Diovy Aho歌词-R. Mialy

    Diovy Aho歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《Nebula》,下面是《Diovy Aho》完整版歌词! Diovy Aho歌词完整版 Diovy aho, TompoHo mendrika AnaoEsory koa ireo lo...

  • Fitiavanao Ahy歌词-R. Mialy

    Fitiavanao Ahy歌词-R. Mialy

    Fitiavanao Ahy歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《Nebula》,下面是《Fitiavanao Ahy》完整版歌词! Fitiavanao Ahy歌词完整版 Raha tojo ady sarotra, sendra olan...

  • 極まりてまた無に帰す歌词-NARU_KA_MI

    極まりてまた無に帰す歌词-NARU_KA_MI

    極まりてまた無に帰す歌词由NARU_KA_MI演唱,出自专辑《愛_為_欲》,下面是《極まりてまた無に帰す》完整版歌词! 極まりてまた無に帰す歌词完整版 赤く光るのは...

  • 爱的傀儡 (伴奏)歌词-亮子

    爱的傀儡 (伴奏)歌词-亮子

    爱的傀儡 (伴奏)歌词由亮子演唱,出自专辑《爱的傀儡》,下面是《爱的傀儡 (伴奏)》完整版歌词! 爱的傀儡 (伴奏)歌词完整版 爱的傀儡演唱:亮子词:董志辉曲:王...