Rano歌词由Ngita演唱,出自专辑《Mangina》,下面是《Rano》完整版歌词!
Rano歌词完整版
IGNY RANO OO,IGNY RANO HOENDRY EEE
IGNY RANO OO,IGNY RANO OO, HOABA AA
NIVARINGARIGNA NEGN'ANDREFAGNA
NIRIFA-DRIFATRA NENTSIGNANAGNA ,NEGN'AVARATRA NEGN'ANTSIMO
NITETITETY NY VOHI-DAVA
KA RANO OO,HOENDRY EE
RANO RAGNANDRIA,NY ZANAKAO NENTINAO
NENTINAO NAGNARA-BADY E
NAGNARA-BADY AN-TANY LAVITRA
NITETY NY RANO LALY E,IGNY RANO HOENDRY EE
IGNY RANO O HOABA A A
RANO OO,RANO OO HOENDRY EE
RANO OO,RANO O HOABA AA
LA MBA MANDEHA MILA FARY ,MIFIDIANA GNY LAVALAVA
LA VONOGNA HAGNAKA-BADY,MAGNAKARA GNY VIAVY TSARA
VIAVY TSARA MARINIRINY,FA TSY AFA-MIAIGNA RAHA TSISY RANO OO
RANO RAGNANDRIA,NY ZANAKAO NENTINAO
NENTINAO NAGNARA-BADY EE
NAGNARA-BADY ANTANY LAVITRA,
NITETY NY RANO LALY EE IGNY RANO HOENDRY EE
IGNY RANO O HOABA AA
( MAHAVELOGNE RANO OOOO )
RANO RAGNANDRIA,RANO RAGNANDRIA
RANO I MATATAGNA,RANO I PANGALANA
RENIRANO KOA I KOPA,MIVARIGNA BETSIBOKA
K'AZA HADIGNO KOA MANGORY E MIANTOKA FAMBOLENA
AO I TSIRIBIHINA HIANKINAN'NY FIOMPIANA
KA RANO OO HOENDRY EE
RANO O HOABA AA
RANO RAGNANDRIA,NY ZANAKAO NENTINAO
NENTINAO NAGNARA-BADY E
NAGNARA-BADY AN-TANY LAVITRA
NITETY NY RANO LALY IGNY RANO O HOENDRY EE
IGNY RANO HOABA AA