Manign’olo歌词由Ngita演唱,出自专辑《Mangina》,下面是《Manign’olo》完整版歌词!
Manign’olo歌词完整版
LALIG'NY RANO MANEGNATEGNA
NDRE ALANAO IAHO TSY HAMONO TEGNA
LALIG'NY RANO MIVARINGARIGNA E
YA DRAKO O.FITIAVAKO IZANY TSY LALAKO MARINA
MANIGN'OLO AN'IAHO RO
MANIGN'OLO TSY MANIGNA ANAHY E
MIDOBOKA AM-BODY FILAO
MARARY NY FOKO AMINAO
MIPETRAPETRAKA AM-BODY KININY E
YA NGAY E MARARY NY FOKO AMIN'IGNY
MAMON'INO ANY IAHO RO
MAMON'ENDRY KALOLA
ALAY AGNY ANY IAHO RO
ALAY AGNY HO AGNILANAO O
NY VATOMANDRY MAGNERAERA
YA RONY E IAHO IZANY T'AGNARATEGNA
MANIGN'OLO AN' IAHO RO
MANIGN'OLO TSY MANIGNA ANAHY E
MANIGN'OLO AN'IAHO RO
MANIGN'OLO TSY MANIGNA ANAHY E
TAKATOKA IAHO TSY MAHAY
A MANAKARA NY MISY ANAY
TANO TSARA AHO RAINY E
PAPANY E – TANOTSARA LA TENAO