Diovy Aho歌词由R. Mialy演唱,出自专辑《Nebula》,下面是《Diovy Aho》完整版歌词!
Diovy Aho歌词完整版
Diovy aho, Tompo
Ho mendrika Anao
Esory koa ireo loto
Ao anatiko ao
Mba diovy aho hanam-piainam-baovao
Ho mendrika Anao
Diovy ny foko indray ny anatiko ovay
Ho mendrika Anao
Fa maloto aho
Be ny fahotana efa vitako
Dia malelà indray
Ny anatiko ovay
Fa maloto aho
Be ny fahotana efa vitako
Dia malelà indray
Ny anatiko ovay
Oh oh oh, ny anatiko ovay
Oh oh oh
Diovy aho, Tompo
Ho olom-baovao
Hiova tokoa ny foko
Hanoa ny sitrakao
Mba diovy aho hanam-piainam-baovao
Ho mendrika Anao
Diovy ny foko indray ny anatiko ovay
Ho mendrika Anao
Fa maloto aho
Be ny fahotana efa vitako
Dia malelà indray
Ny anatiko ovay
Fa maloto aho
Be ny fahotana efa vitako
Dia malelà indray
Ny anatiko ovay ho Anao
Fa maloto aho, ry Tompo ô!
Mangataka famelana Aminao
Oh, diovy aho ho Anao
Fa maloto aho, ry Tompo ô!
Mangataka famelana Aminao
Oh, diovy aho ho Anao
Fa maloto aho
Be ny fahotana efa vitako
Dia malelà indray
Ny anatiko ovay
Fa maloto aho
Be ny fahotana efa vitako
Dia malelà indray
Ny anatiko ovay ho Anao